Entrée fahatahorana (tahotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Explications en anglais Fear; a fearful attitude [1.7]
Explications en français Crainte, frayeur [1.8]
Exemples 
1ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588]
2ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296]
3Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353]
Vocabulaire 
Synonymes hatahorana
Articles 

Mis à jour le 2023/01/20