|
|
|
|

Teny iditra1  fahasalamàna
Fototeny  2 salama
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the state of one's health; good health. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 santé. [1.3, 1.8]
7 paix, bonheur. [1.3]
Ohatra  8  Manao ahoana ny fahasalamana? [2.472]
9  fahasalamana tsy haha ory azy. [2.245]
10  ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [2.285]
11  Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [2.117]
Voambolana  12  Fahasalamana
Tovy hevitra  13 hasalamàna
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09