| Entrée | 1 fahasahiranana |
| Radical | 2 sahirana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en anglais |
4 a state of embarrassment, lack or perplexity [1.7] |
| Explications en français |
5 l'embarras [1.3, 1.8] 6 le tracas [1.3] |
| Exemples |
7 Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra.
[2.324]
8 Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 afa-pahasahiranana |
| Vocabulaire | 12 Emotions |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|