| Entrée | 1 fahalotoana |
| Radical | 2 loto |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 filthiness [1.7] |
| Explications en français |
6 saleté [1.8] |
| Exemples |
7 afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka.
[2.285#]
8 Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao! [2.529#] |
| Synonymes | 9 halotoana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|