| Entrée | 1 fahafaty |
| Radical | 2 faty |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en français |
4 manière de tuer, manière de mourir [1.3] |
| Exemples |
5 Toy ny fahafatin' ny tsy voafora no hahafaty anao, amin' ny tanan' ny hafa firenena
[2.996]
6 Naniry koa mba ho faty toy ny fahafatiny izy, tahaka an-dRafaralahy Andriamazoto nanatrika , ny fahafatesan-dRasalama. [2.649] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 mandra-pahafaty |
| Anagrammes | 10 fahafaty, 11 tafafahy, 12 tafahafy |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|