Entrée fahafahana (afaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony [1.1]
Explications en anglais Freedom, liberty [1.7]
Explications en français Liberté [1.3, 1.8]
 Affranchissement [1.8]
Exemples 
1Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
2Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470]
Morphologie 
Simple : fahafahana, fahafahako, fahafahanao, fahafahany, fahafahantsika, fahafahanay, fahafahanareo, fahafahan', fahafahan-, fahafaham-, fahafaha-
Préfixée : -pahafahana, -pahafahako, -pahafahanao, -pahafahany, -pahafahantsika, -pahafahanay, -pahafahanareo, -pahafahan', -pahafahan-, -pahafaham-, -pahafaha-
Mots composés 
Articles 

Mis à jour le 2023/01/20