|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fahadimy
Fototeny  2 dimy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the fifth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 cinquième [1.3]
Ohatra  7  Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy. [2.356#13]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  9  ampahadimy, 10  ampahadiminy
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  fahadimy
Fototeny  13 dimy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 five fathoms [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 cinq brasses [1.3]
Voambolana  17  Toerana
Fikambanana  18 sasapahadimy

Fivaditsoratra  fahadimy, 19 mahadify, 20 mahafidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26