|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  etsaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 lena tanteraka amin' ny rano na ranonorana, vonto
4 boboka, ampoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 imbibé, saturé d'eau [1.3]
Ohatra  6  etsaky ny orana ny tambohonay vao natsangana ka nirodana [1.1]
7  etsaky ny ranonorana ny ampiantany ka nietsaka (Le mur en terre a été imbibé de pluie et s’est éboulé) [1.3]

Teny iditra (2/3)8  etsaka
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 tofoka [Bara] [1.78]
11 afa-po tanteraka: Etsaka ny faniriako
12 boboka, ampoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 sufficient, enough. Used primarily of that which quenches thirst, and then of anything which is sufficient or enough [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 satisfait, comblé [1.3]
Ohatra  15  etsaka hatramin ’ ny volondohako aho (Je suis imbibé jusqu’aux cheveux de ma tête = Je suis très satisfait [1.3]
16  etsaka ny faniriako (Mes voeux sont comblés [1.3]
Kamban-teny rehetra  17 ady samby etsaka

Teny iditra (3/3)18  etsaka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 coups, action de battre [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  23 etsaketsaka

Fivaditsoratra  24 akatse, 25 aketsa, 26 atseka, etsaka, 27 Tesaka, tesaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08