|
|
|
|

Teny iditra1  ela velona
Singan-teny  2 ela, 3 velona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 qui vit vieux [1.8]
Ohatra  6  Diaveloma, soavatsarà, elavelona, hono, hianareo, ry tompokolahy, antsoin-dRasoheri-manjaka e. [0.0#]
7  Raha nihaona tamin-dRadama izy, hoy no fiarahabany azy : Ho elavelona, ho tahaky ny masoandro hianao, ry Ilehimavony; [2.654#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11