|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 efaina |
| Fototeny | 2 efa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
5 Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory 6 Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io 7 Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany 8 Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be accomplished
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue
[1.3] 11 qu'on termine [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 faty be mora efaina |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | efaina, 18 iefana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|