|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eboebo |
| Fototeny | 2 ebo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra
[1.1] |
| Ohatra |
5 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472#148]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 15 ebo |
| Mpanahaka | 16 ajokajoka, 17 akoholahy fahavaratra, 18 be beso, 19 be ebo, 20 be rehaka, 21 be vava, 22 doradora, 23 edikedika, 24 edinedina, 25 hakevohana, 26 kasikasy, 27 lasanko vavany, 28 mampilahendrena, 29 matavy an-delany, 30 rehareha, 31 sehaseha, 32 tehoderaina, 33 tia dera, 34 tia doka, 35 tsy maty am-bavany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|