|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ebo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 boasting, showing off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 vanité [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  14 eboebo
Kamban-teny rehetra  15 be ebo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)17  ebo
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  19 qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24 Adabomahebo

Teny iditra (3/4)25  ebo
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  27 diso, tsy marina [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)28  ebo
Sokajin-teny  29  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  30 kamo [Masikoro] [2.606#151]

Fivaditsoratra  31 beo, ebo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08