Entrée don-tany
Mots élémentaires dona ; tany
Partie du discours locution
Explications en malgache Fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [1.1]

Entrée dontany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Fomban-drazana [1.78]

Mis à jour le 2023/05/24