Entrée donaina (dona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [1.1]
Explications en français Qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [1.3]
Morphologie 
Présent : donaina, donaiko, donainao, donainy, donaintsika, donainay, donainareo, donain', donain-, donaim-, donai-
Passé : nodonaina, nodonaiko, nodonainao, nodonainy, nodonaintsika, nodonainay, nodonainareo, nodonain', nodonain-, nodonaim-, nodonai-
Futur : hodonaina, hodonaiko, hodonainao, hodonainy, hodonaintsika, hodonainay, hodonainareo, hodonain', hodonain-, hodonaim-, hodonai-
Impératif : donao, donay

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31