|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 dinaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vely, daboka, famonoana amin' ny kapoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 flogging, beating violently. See havokavoka.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de battre violemment.
[1.3#105] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 19 dinaka |
| Fototeny | 20 daka |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 [passive with infix].
[1.2#109] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 Qui a reçu la ruade, renforcé par une pièce.
[1.3#95] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 27 voadaka |
| Teny iditra (3/3) | 28 dinaka |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 fanarian-drano an-dakana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tsipelina hafa | 31 dina |
| Fivaditsoratra | 32 dakany, 33 danika, 34 dikana, 35 dinaka, 36 kadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|