|
|
|
|

Teny iditra1  diminambatry
Singan-teny  2 dimina, 3 ambatry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bola madinika fahiny izay dimy ampaharoa amby fitopolon' ny ariary, mitovitovy lanjambidy amin' ny lasiray sy varifitoventy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [ambatry, a kind of seed] fourpence less a sixth. [1.2]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12