| Entrée | 1 dimbana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1] |
| Explications en anglais |
4 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2] |
| Explications en français |
5 le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [Tankarana]
[1.19] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14 4 combinaisons de ce mot |
| Autres orthographes | 15 limbana |
| Synonymes | 16 ampelamamoly |
| Tableaux et planches |
17 Formes des cornes des boeufs |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|