|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dilana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Lempona na keoka eo afovoany; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy
[1.1] 17 lempona lalina sady ety anelanelan'ny havoana roa [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 the slender and middle part of any long thing, as a chandelier, a cup, a defile in a mountain, a gorge, or a forest; small in the middle
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 couloir
20 encoche, étranglement [1.13] 21 [Merina] Étranglement, traces que laissent les lianes sur les troncs autour desquels elles s'enroulent: hazo voadilana. [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how dilana |
| Fivaditsoratra | dilana, 24 ladina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|