|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 andilana |
| Fototeny | 2 dilana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 valahana.
[Betsimisaraka]
[1.78] 5 Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany.. [1.1] [andilaña] 6 valahana. [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the loins.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 hanche.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 andilana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 isthme.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/4) | 16 Andilana |
| Singan-teny | 17 dilana |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -15.8166667+48.7833333|-13.4833333+49.8|-17.3+49.1666667|-13.25+48.1833333 |
| Voambolana | 19 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (4/4) | 20 Andilana |
| Singan-teny | 21 dilana |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -13.25+48.1833333 |
| Voambolana | 23 Haitoetany: tanàna |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 24 Andilana, andilana, 25 landiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|