|
|
|
|

Teny iditra1  dihim-bazaha
Singan-teny  2 dihy, 3 vazaha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 kilalao fanaon' ny ankizivavy: mitsambikina amin' ny tady izay ahoatra ny loha ary ampandalovina ambanin' ny tongotra. [1.1]
Voambolana  6  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12