|
|
|
|

Entrée1  didimananjara
Mots élémentaires  2  didy, 3  manan-jara
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Explications en anglais  6  [didy manan-jara] a method of cutting out women's garments [1.2]
Exemples  7  Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#]
Vocabulaire  8  Economie: vêtements

Mis à jour le 2025/09/12