| Entrée | 1 dadanaivo | 
| Mots élémentaires | 2 dada, 3 ivo | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1] | 
| Exemples | 6   Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G.
[2.356#] | 
| Vocabulaire | 7 Rapports: famille | 
| Anagrammes | 8 dadanaivo, 9 voadadina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |