|
|
|
|

Teny iditra1  Cerbera    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cerbera venenifera  4 famentana, 5 finoma, 6 fitsarana, 7 gasiala, 8 hapoka, 9 kapoke, 10 kebona, 11 kisopa, 12 manamango, 13 ramanamongo, 14 samanta, 15 samenty, 16 semanta, 17 tangaina, 18 tangena, 19 tangena-mitsara, 20 tangenitsara

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04