|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 bosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Akoholahy vositra.
[Tsimihety]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 chat, chat châtré.
[Tankarana]
5 châtré. (vositra).. [1.19] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fiompiana |
| Kamban-teny rehetra | 7 akôholahy bôsy |
| Teny iditra (2/5) | 8 bosy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Vazivazy, somonga, vosobosotra.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 11 bosibosy |
| Teny iditra (3/5) | 12 bosy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 sandry.
[Masikoro]
[2.606#151] |
| Teny iditra (4/5) | 15 bosy |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Mitovy amin' ny ambosy.
[1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 18 bosy |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 (de bosy : plaisanterie, gauloiserie ; les fruits sont souvent comparés à de petits pénis). Crotalaria retusa L. (Fabaceae). Graines toxiques..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 22 bosy, 23 Sobì, 24 Soby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|