|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 bobaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 forte enflure, grosse tumeur.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/4) | 12 bobaka |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena..
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 15 bobaka |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers. On s'en sert pour emballer le charbon de bois..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Teny iditra (4/4) | 19 bobaka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 amadou..
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 22 baboka, 23 bobaka, 24 kobaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|