| Entrée | 1 biriky |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a brick [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
5 brique [1.8, 1.13] |
| Exemples |
6 Nosokirinay ho lasa trano ny biriky.
[2.445]
7 Ny tiako, dia ny mba ho trano fiangonana biriky. [2.270] 8 Ary hatao tafo tanimanga sy rindrim-biriky madio ivelany. [2.470] |
| Tous les mots composés | 9 9 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 10 Economie: bâtiments, travaux publics |
| Article | 11 Randzavola: biriky ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|