| Entrée | 1 bilitika |
| Radical | 2 bitika |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory [1.1] |
| Explications en anglais |
5 same as bitika [1.2] |
| Analogues | 6 biritika, bititika, bolitika, boritika, bilitsika, biritsika, boritsika |
| Anagrammes | 7 balitiky, 8 bilitika |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|