| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 bilaotra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 fanamainan-tsoratra, biovara [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a blot. [Eng. Blot.] [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 papier buvard [1.3] | 
| Teny iditra (2/2) | 6 bilaotra | 
| Sokajin-teny | 7 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
8 fihatahana, fihodivirana kely hadisoana kely [1.1]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
9 peccadille, écart [1.3] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 15tsimbilaotra | 
| Fivaditsoratra | 16 batarôly, 17 bilaotra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |