|
|
|
|

Teny iditra1  bibin-tsaonjo
Singan-teny  2 biby, 3 saonjo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 bibikely mihinana ny ravin-tsaonjo; miofo ho lolo izy ireo. [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02