|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bibimora |
| Singan-teny | 2 biby, 3 mora |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindramahavaly.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka.
[1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
8 Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#] |
| Tovy hevitra | 9 bibindramahavaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|