|
|
|
|

Teny iditra1  besinimaro
Singan-teny  2 be, 3 sy, 4 maro
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 tout le monde [1.5]
Ohatra  7  Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany. [2.472]
8  Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12