|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  beririnina
Singan-teny  2 be, 3 ririnina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a kind of porcelain. [1.2#87]

Teny iditra (2/2)6  beririnina
Singan-teny  7 be, 8 ririnina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only
12 people who go to fever districts for trade during the winter [1.2#87]
Fanazavàna teny frantsay  13 Ceux qui restent dans le pays sain à l'époque des lièvres et ne vont dans les pays fiévreux que pendant l'hiver. [1.3#78]
Voambolana  14  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12