Entrée ba
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Taisaka] Mba [1.78]
  [Tanala] Mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [1.78]
Explications en français  [Taisaka] Marque l'interrogation [1.82]

Entrée ba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Fery, vay [1.78]
Vocabulaire 
Synonymes bay
Proverbes 

Entrée ba
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Explications en anglais Bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
 A measure in music; time in music [1.7]
Explications en français Mesure en musique [1.8]
Exemples Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy [4.12]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: bar. Français: battre (la mesure).
Proverbes 

Entrée ba
Partie du discours nom
Explications en malgache [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Explications en anglais Stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
 Knitting [1.7]
Explications en français [français bas] tricot [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Origine Français: bas.

Entrée ba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [1.1]
Explications en anglais  [Sakalava] A shrub [1.2]
Vocabulaire 

Entrée ba
Partie du discours nom
Explications en malgache [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
Dabilio [1.1]
Origine Français: banc.

Entrée ba~
Partie du discours préfixe [Mots avec ba~]
Explications en anglais A prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Entrée Ba
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Barium. [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/11