|
|
|
|

Teny iditra1  maka ba
Singan-teny  2 maka, 3 ba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira). [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  7 ambàka, ambaka, 8 maka ba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09