|
|
|
|

Teny iditra1  bazary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka. [1.1]
Ohatra  4  Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. [4.27]
Voambolana  5  Toe-karena: varotra
Tsipelina hafa  6 bazara
Kamban-teny rehetra  7 tantibazary

Fivaditsoratra  8 barazy, 9 bazary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09