|
|
|
|

Entrée1  batisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
Explications en anglais  4  baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
Explications en français  5  baptême (pour les protestants) [1.5]
Exemples  6  Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499#]
7  Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#]
8  Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Religion et Liturgie
Autres orthographes  13  badisa
Synonymes  14  batemy
Article  15  Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16 batisa, 17 sabita, 18 tabasy

Mis à jour le 2025/09/19