Entrée barabara (bara)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
Explications en anglais Hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo [1.2]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée barabara
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taisaka] Mitavozavoza [1.78]
Explications en français  [Taisaka] Maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [1.82]
Exemples fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11