|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bandrinina |
| Fototeny | 2 bandrina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on regarde en face, qu'on fixe
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 vandrinina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|