| Entrée | 1 balaza |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1] |
| Tous les mots composés | 4 hodibalaza |
| Vocabulaire | 5 Biologie |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|