|
|
|
|

Entrée1  bakteria
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
4  anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Explications en français  5  bactérie [1.13]
Vocabulaire  6  Santé

Anagrammes  7 atrebika, 8 bakteria, 9 Beti-kara, 10 Rekabita

Mis à jour le 2025/09/12