|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bakoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana fanaka, toy ny vilia, kaopy, sady tsara tarehy no mihaja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crockery, a dish, a cup, a bowl. [Swa. Bakali; Ar. Bouqal.]. [1.2]
5 a crockery, china. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faïence. [1.3]
7 bol, assiette.. [Tankarana] [1.19]
8 faïence, porcelaine. [1.8]
Mpanahaka  9  bakolykitsoloha
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  bakoly
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny haben' ny totohondry, ka misy voa 3 na 5 ao anatiny, izay akana diloilo anaovana savony na labozia. Anaran-kafa ilazana ny bakoly: savokara, savoga na mofotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 (du français : « bancoulier ») Nom de plusieurs arbres d'origine asiatique, introduits et cultivés pour leurs graines oléagineuses..
15 Aleurites fordii Hemsl. (Euphorbiaceae), le plus apprécié, cultivé en général en grand dans l'Itasy. Une huilerie spéciale traitait ses graines. Huile très siccative pour peintures, vernis, encres d'imprimeries, linoleums, etc. Plus rarement cultivé : Aleurites montanus (Lour.) E.H. Wilson (Euphorbiaceae) à huile moins siccative.. [Merina]
16 Aleurites moluccanus (L.) Willd. (Euphorbiaceae) parfois planté comme arbre d'ornement. Huile moins siccative, devant subir un traitement industriel (standolies).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18 bakoly, 19 biloka, 20 bokaly, 21 bolaky, 22 bolika, 23 kalibo, 24 kibola, 25 kobila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09