|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  baibay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana.
4 Bedibedy, gedrigedry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a scolding, a reproof.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 reproche, réprimande. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)8  baibay
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 disorder, confusion. [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  17 abiaby, 18 baibay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19