|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baholimaso |
| Singan-teny | 2 baholy, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava.
[1.1] [baholy maso] 6 bebe maso mahafinaritra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 fine-eyed, having beautiful eyes. See barimaso.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Qui a de beaux et grands yeux.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 9 baholy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|