Entrée (1/2) | 1 azoazo |
Radical | 2 azo |
Partie du discours | 3 participe |
Explications en malgache |
4 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1] |
Explications en anglais |
5 pleased with, preferred, grateful. [1.2] 6 found pleasing, approved of [1.7] |
Explications en français |
7 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites) préféré [1.3] 8 approuvé, préféré [1.8] |
Exemples |
9 Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io
[2.472]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 azoazo |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Ranon' afero [Provincial]
[1.1] |
Explications en français |
17 bile. (afèro). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulaire | 18 Biologie |
Anagrammes | 19 azoazo, 20 ozaoza |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |