|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aza marofy |
| Singan-teny | 2 aza, 3 marofy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 firariana mba tsy harary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 good health to you
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bonne santé!
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tratrara antitra, aza marofy.
[2.470]
9 Trarantitra hianao Tompokovavy azamarofy, hosoavin'Andriamanitra mifanantera amy ny ambany lanitra [2.59#97] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|