Entrée aza hitan' ny fara aman-dimby
Mots élémentaires aza ; hita ; fara aman-dimby
Partie du discours locution
Explications en malgache Loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1]

Mis à jour le 2023/11/20