|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avotana
Fototeny  2 avotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao.
5 Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe.
6 Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be redeemed, to be ransomed. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on rançonne, qu'on rachète. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  avotana
Fototeny  14 avotra
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16 to be plucked up, rooted up, or eradicated. [1.2]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 atavano, 22 atavona, 23 atovana, 24 avotana, 25 vatoana, 26 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12