|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  avanavana
Fototeny  2 avana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely. [1.1#127]
Fanazavàna teny frantsay  5 splendeur. [1.3#67, 1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  7 tsy hita avanavana

Teny iditra (2/4)8  avanavana
Fototeny  9 avana
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  11 sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick.. [1.2]

Teny iditra (3/4)12  avanavana
Fototeny  13 vanavana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15 atanatana. [1.1]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/4)20  avanavana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 fanombohana. [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09