|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atototra
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be filled into a place or into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce dont on couvre, ce avec quoi on comble [1.3#736]
11 qu'on met pour combler [1.8]
Ohatra  12  Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara. [2.48#72]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how atototra

Teny iditra (2/2) 14  atotòtra
Fototeny  15 tot
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Lefahina (hozatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 Ã  secouer, (les nerfs) à détendre [1.3#736]

Fivaditsoratra  atototra, atotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15