| Entrée | 1 atolaka |
| Radical | 2 tolaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 atakalo, 11 atolaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|